Thu Apr 11 2019 15:01:49 GMT+0300 (Russie TZ 2)

This commit is contained in:
tsDesktop 2019-04-11 15:01:49 +03:00
parent 6e974c5f02
commit 0ca285d692
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 26 \v 27 Ary i Yaveh tompon'ny maro dia hanainga ny karavasiny amin'izy ireo, toy ny tamin'ny nandreseny an'i Midiana teo am-batolampy Oreba. Hanainga ny rantsan-kazony eo amin'ny ranomasina izy ary hanainga izany toy ny nataony tao Egypta. Amin'izany andro izany, ny vesarany dia hiainga avy eo amin'ny sorokao ary ny ziogany avy eo amin'ny vozonao. Ary ny zioga dia ho rava nohon'ny hatavezana. (Fanamarihana: Ny andalana farany amin'ity andininy ity dia sarotra satria tahaka ny hoe tsy mam
\v 26 \v 27 Ary i Yaveh tompon'ny maro dia hanainga ny karavasiny amin'izy ireo, toy ny tamin'ny nandreseny an'i Midiana teo am-batolampy Oreba. Hanainga ny rantsan-kazony eo amin'ny ranomasina izy ary hanainga izany toy ny nataony tao Egypta. Amin'izany andro izany, ny vesarany dia hiainga avy eo amin'ny sorokao ary ny ziogany avy eo amin'ny vozonao. Ary ny zioga dia ho rava nohon'ny hatavezana. (Fanamarihana: Ny andalana farany amin'ity andininy ity dia sarotra satria tahaka ny hoe tsy mamehy ny foto-kevitra io. Ny dikan-teny sasany vaovao dia manala ny hoe: "nohon'ny hatavezana". Ny dikan-teny vaovao hafa dia misy hoe: "ary ny zioga dia ho rava avy eo amin'ny vozonao.