From 0ca285d69238624fb9bb35c3a15567c6ba467d76 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Thu, 11 Apr 2019 15:01:49 +0300 Subject: [PATCH] Thu Apr 11 2019 15:01:49 GMT+0300 (Russie TZ 2) --- 10/26.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/10/26.txt b/10/26.txt index f6ab0755..b4388546 100644 --- a/10/26.txt +++ b/10/26.txt @@ -1 +1 @@ -\v 26 \v 27 Ary i Yaveh tompon'ny maro dia hanainga ny karavasiny amin'izy ireo, toy ny tamin'ny nandreseny an'i Midiana teo am-batolampy Oreba. Hanainga ny rantsan-kazony eo amin'ny ranomasina izy ary hanainga izany toy ny nataony tao Egypta. Amin'izany andro izany, ny vesarany dia hiainga avy eo amin'ny sorokao ary ny ziogany avy eo amin'ny vozonao. Ary ny zioga dia ho rava nohon'ny hatavezana. (Fanamarihana: Ny andalana farany amin'ity andininy ity dia sarotra satria tahaka ny hoe tsy mam \ No newline at end of file +\v 26 \v 27 Ary i Yaveh tompon'ny maro dia hanainga ny karavasiny amin'izy ireo, toy ny tamin'ny nandreseny an'i Midiana teo am-batolampy Oreba. Hanainga ny rantsan-kazony eo amin'ny ranomasina izy ary hanainga izany toy ny nataony tao Egypta. Amin'izany andro izany, ny vesarany dia hiainga avy eo amin'ny sorokao ary ny ziogany avy eo amin'ny vozonao. Ary ny zioga dia ho rava nohon'ny hatavezana. (Fanamarihana: Ny andalana farany amin'ity andininy ity dia sarotra satria tahaka ny hoe tsy mamehy ny foto-kevitra io. Ny dikan-teny sasany vaovao dia manala ny hoe: "nohon'ny hatavezana". Ny dikan-teny vaovao hafa dia misy hoe: "ary ny zioga dia ho rava avy eo amin'ny vozonao. \ No newline at end of file