plt_tn/jhn/12/04.md

686 B

izay hamadika Azy

"Ilay iray izay hamela ireo fahavalon'i Jesosy hisambotra Azy afaka fotoana fohy"

Nahoana io menaka io no tsy namidy 300 dinaria dia nomena ny mahantra?

DH: "Ity menaka manitra ity dia afaka namidy 300 denaria dia afaka nomena ireo mahantra ny vola!"

Ary izy milaza izany ... ary ho nangalariny izay natao tao

Jaona dia manazava ny antony nametrahan'i Jodasy fanontaniana mahakasika ny mahantra. Raha manana fomba hanondroana fampahafantarana fototra ny fiteninao, dia hampiasao eto izany.

izy milaza izany, tsy nohon'ny fiahiany ny mahantra, fa satria mpangalatra izy

"Niteny izany izy satria izy dia mpangalatra. Izy dia tsy niraharaha ireo mahantra"