forked from WA-Catalog/plt_tn
363 B
363 B
Nahita anjely roa mitafy lamba fotsy nipetraka izy
Nitafy akanjo fotsy ireo anjely. DH: "nahita anjely roa nitafy akanjo fotsy izy"
Hoy izy ireo taminy hoe
"Nanontany azy izy ireo"
Satria nentin'izy ireo ny Tompoko
"Satria nentin'izy ireo ny vatan'ny Tompoko"
tsy fantatro izay nametrahan'izy ireo Azy
"tsy fantatro izay nametrahan'izy ireo izany"