forked from WA-Catalog/plt_tn
606 B
606 B
Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Yaveh dia manohy ny fitenenany amin'i Mosesy sy Arona ny amin'ny tsy maintsy ataon'ny olona mba tsy handoto azy ireo.
Aoka ianareo tsy hanome ireo zanakareo ho atao eo amin'ny afo
Ny andian-teny "ampandalovina amin'ny afo" dia midika fandorana zavatra amin'ny afotoy ny sorona. DH: "Aoka tsy handoro velona ny zanakareo ianareo"
tsy mahazo maniratsira ny anaran'Andriamanitrareo ianareo
Eto, ny teny "maniratsira" dia midika hoe manala baraka. Ny teny "anarana" dia manodro ny tenan'Andriamanitra. DH: "Aoka ianareo tsy hanala baraka ny an'Andriamanitrareo"