forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
626 B
Markdown
16 lines
626 B
Markdown
# eo amin'ny antenantenan'ny fiainako
|
|
|
|
"izay mialohan'ny fahanterako." Io dia manondro ny fahafatesana eo amin'ny fotoana antenantenany, alohan'ny fahanterana.
|
|
|
|
# hiditra amin'ireo vavahadin'ny fiainan-tsy hita aho
|
|
|
|
Io dia miresaka ny fahafatesana toy ny hoe fanjakana izay misy vavahady idiran'ny olona ny fiainan-tsy hita. DH: "Ho faty aho ary ho any amin'ny fiainan-tsy hita"
|
|
|
|
# alefa any mandritra ny taona sisa hiainako aho
|
|
|
|
DH: "mialohan'ny iainako ny taonako rehetra dia ho any am-pasana aho"
|
|
|
|
# any amin'ny tanin'ny velona
|
|
|
|
DH: "any amin'ny tanin'ny olona velona" na "any amin'ny tontolo izay misy olona velona" (UDB)
|