forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
784 B
Markdown
20 lines
784 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Ity no manomboka ny fanoharana izay mifarana ao amin'ny 28:29.
|
|
|
|
# Mifantoha ka henoy ny feoko; mihainoa tsara ary henoy ny teniko
|
|
|
|
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny. Ny andianteny faharoa dia nampiasaina mba hanamafy ilay voalohany.
|
|
|
|
# ny feoko
|
|
|
|
Eto ny "feo" dia manambara izay lazain'i Isaia. DH: "izay lazaiko"
|
|
|
|
# ny teniko
|
|
|
|
Eto ny hoe "teny" dia manambara hafatra. DH: "ny hafatro"
|
|
|
|
# Moa ve miasa tany fotsiny ny mpamboly izay miasa tany tontolo andro mba hamafy?Mitomboka mandrakariva sy mandravona bainga ny saha ve izy?
|
|
|
|
Mampiasa fanontaniana fampisainana mba hampieritreretana lalina ny olona Isaia. DH: "Tsy mamboly ny tany hatrany hatrany mba hiasa foana ny tany ka tsy mamafy voa ny mpamboly"
|