forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
527 B
Markdown
16 lines
527 B
Markdown
# nandeha teny an-dalana izy ireo
|
|
|
|
"nanohy ny diany teny an-dalana izy ireo"
|
|
|
|
# misy rano eto
|
|
|
|
Eto dia tsy mazava ilay "rano" raha rano mikoriana na rano miangona. Isika dia tsy mahafantatra raha lalina ho azy ireo ny miditra tao. Mifidiana fomba fiteny mifanaraka amin'ny teninao.
|
|
|
|
# Inona no mahasakana ahy tsy atao batisa?
|
|
|
|
Nametraka izany fanontaniana izany ny tandapa mba nangatahana alalana tamin'i Filipo mba ho atao Batisa"
|
|
|
|
# nasain'ilay Etiopiana najanona ilay kalesa
|
|
|
|
"niteny ilay mpamilin'ilay kalesa mba hijanona"
|