plt_tn/2sa/02/16.md

12 lines
407 B
Markdown

# niara-lavo izy ireo
Io dia fomba mihaja hilazana hoe maty izy ireo. DH: "samy maty izy ireo"
# Helkata-hazorima
Io dia anarana nomena mba hampatsiahivana ny olona izay nitranga tao.
# Tena mafy ny ady tamin'io andro io
Mety hanampy ny fanambarana mazava fa io dia ady lehibe izay taorian'ny fanoheran'ilay tovolahy. DH: "Dia nanomboka niady ihany koa ireo hafa. Izany dia ady mafy tamin'io andro io"