forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
703 B
Markdown
20 lines
703 B
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
I Paoly dia manazava anton'ny fiandrasany fatratra ny hahita ireo mpino Korintiana taorian'ny taratasiny voalohany.
|
|
|
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
I Paoly dia nanoratra taratasy 3 farafahakeliny ho an'ireo Korintiana. Taratasy 2 tany Korinto ihany no voarakitra ao amin'ny Baiboly.
|
|
|
|
# Satria izaho dia natoky ny momba izany
|
|
|
|
Ny teny hoe "izany" dia milaza ny fanehoan-kevitra nataon'i Paoly teo aloha momba an'ireo Korintiana.
|
|
|
|
# mba hahafahanareo mahazo tombony amin'ny fitsidihana roa
|
|
|
|
"mba hahazoanareo tombony amin'ny fitsidihako anareo indroa miantaona"
|
|
|
|
# hanatitra ahy eny amin'ny lalako ho any Jodia
|
|
|
|
"hiaraka amiko eny an-dalana makany any Jodia"
|