# Moa ve tsy fantatrareo fa Manamafy i Paoly fa izy ireo dia tokony hahalala ny fahamarinana. DH: "Efa fantatrareo fa" # handova Ny fandraisana izay efa nampanantenain'Andriamanitra ho an'ireo mpino dia atao toy n # handova ny fanjakan'Andriamanitra Andriamanitra dia tsy hitsara azy ireo ho marina any amin'ny fitsarana, ary tsy hiditra any amin'ny fiainana mandrakizay izy ireo. # ireo lehilahy mpivaro-tena, ireo izay miara-mandry amin'ny samy lehilahy Ireo mety ho dikany: 1) hilazana ny resaka fiarahan'ny lahy samy lahy izany na 2) milaza asa roa samy hafa i Paoly. # ireo lehilahy mpivaro-tena Ireo mety ho dikany: 1) Ireo lehilahy izay mamela lehilahy hafa handry miaraka amin'izy ireo na 2) ireo lehilahy izay mamela lehilahy hividy azy ireo mba handry miaraka amin'izy ireo na 3) ireo lehilahy izay mamela lehilahy hafa handry miaraka amin'izy ireo ho toy ny asam-pivavahana. # ireo izay miara-mandry amin'ny samy lehilahy ireo lehilahy izay miara-mandry amin'ny lehilahy iray hafa # mpangalatra "ireo olona mangalatra amin'ny hafa" na "ireo mpandroba" # ireo tsy mahalala onona ireo olona vonona ny hampiasa fomba ratsy mba hakana ny fananan'ny hafa # ireo mpanao an-keriny "mpangalatra" na "ireo izay mangalatra amin'ny olona izay matoky azy ireo" # Fa efa voadio ianareo DH: "Efa nanadio anareo Andriamanitra" # nohamasinina ianareo DH: "Efa natokan'Andriamanitra ho Azy ianareo" # voamarina teo amin'Andriamanitra ianareo DH: "Efa nanao anareo ho marina miaraka Aminy Andriamanitra"