# amin'ilay toerana antsoina hoe "toeran'ny karandoha," DH: "eny amin'ny toerana izay antsoin'ny olona hoe "toeran'ny karandoha" # izay amin'ny Hebreo antsoina hoe '"Golgota." Ny Hebreo dia fitenin'ireo vahoakan'Israely. DH: "izay antsoin'izy ireo amin'ny Hebreo hoe: 'Golgota.'" # nisy lehilahy roa hafa niaraka taminy DH: "Izy ireo dia namantsika jiolahy roa hafa teo amin'ny hazofijaliana"