# Noho izany "Vokatr'izany" # tsy ory fanomezam-pahasoavana "manana ny fanomezam-pahasoavana rehetra" # ny fanambarana an'i Jesosy Kristy Tompontsika Ireo mety ho dikany: 1) "amin'ny fotoana hanambaran'Andriamanitra an'ilay Tompo Jesosy Kristy" na 2) "amin'ny fotoana hanambaran'i Jesosy Kristy Tompo ny tenany." # tsy hanan-tsiny ianareo Tsy hisy antony hanamelohan'Andriamanitra anareo. tset # Mahatoky Andriamanitra "Andriamanitra dia hanao izay rehetra nolazainy fa ho ataony" # ny Zanany Izany dia fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.