# Fampahafantarana ankapobeny Eto ny teny "izy"dia manondro an'i Paoly # nandresy lahatra ny vahoaka Tsara raha faritana mazava izay noresen'izy ireo lahatra ho ataon'ny vahoaka. DH: "nandresy lahatra ny olona tsy hino an'i Paoly sy i Barnabasy, ary hamadika azy ireo" # ny vahoaka Io dia mety tsy ilay vondrona "vahoaka" izay tao amin'ny andininy teo aloha intsony. Fotoana vitsy no lasa, ary mety ho andiany hafa izany. # ireo mpianatra Izy ireo dia mpino vaovao tao amin'ny tanànan'i Lystra. # niditra ny tanàna "Niverina niditra tao Lystra niaraka tamin'ireo mpino i Paoly"