# ahi-maitso Farito ny loko izay fampiasan'ny faritrao hilazana ny hoe ahitra mbola tanora. # tokony zato sy dimampolo Maneho ny isan'ny olona isaky ny vondrona. DH: "eo ho eo amin'ny olona dimampolo ao anaty vondrona ary olona zato ao amin'ireo vondrona hafa" # niandrandra ny lanitra niandrandra ny lanitra izay fitoeran'Andriamanitra # nitahy Izy "niteny fitahiana Izy" na "nisaotra Izy" # Nozarainy ho an'izy rehetra ny hazandrano roa "nozarainy ny hazan-drano roa mba samy hanana kely avy ny olon-drehetra"