# Dia niainga izy ireo Ny teny hoe: "Izy ireo" dia maneho an'ireo roa ambin'ny folo fa tsy tafiditra ao anatin'izany Jesosy. Na koa, manampy be ny fitenenana fa izy ireo dia nandeha tamin'ny tanàna maromaro. DH: "Nandeha tamin'ny tanàna maromaro izy ireo." # hibebaka amin'ny fahotan'izy ireo "miala amin'ny fahotan'izy ireo" # Nandroaka demonia maro izy ireo Manampy be ny fitenenana fa izy ireo dia nandroaka ireo demonia tao amin'ny olona.