# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # tamim-kafaliana sy fifalian'ny fo Eto ny hoe "hafaliana" sy "fifalian'ny fo" dia manana dika mitovy. Manamafy ireo fa tokony tena faly manompo an'i Yaveh izy ireo. # Hametraka zioga vy eo am-bozonao izy Ity dia sarinteny ho an'i Yaveh mamela ny fahavalo hitondra an'ireo Israelita an-kaharatsiana sy hanandevo azy ireo.