# Ireto avy ireo razamben' Izany dia manambara ireo lisitra tao amin'ny andininy teo aloha. Kanefa, ny dikan-teny sasany dia mandika ireo anarana ireo mijoro amin'ny fifandraisan'ny ray sy ny zanaka. amin'izany fombaizany ihany, ny dikan-teny sasany dia mandika an'i Penoela toy ny rain'i Gedora, fa tsy toy ny mpamorona ny fokon'i Gedora. # Etama ... Gedora ... Hosa Ireo dia anaran-tanĂ na. # Jisma ... Jidbasy ... Penoela ... Ezera ... Efrata Anaran-dehilahy ireo. # Hazzelepony Ity dia anaram-behivavy. # Ireo no taranak'i Hora "Penoela sy Ezera doia taranak'i Hora." Ity hevitra ity dia mialoha ny lisitra izay manaraka.