# lehilahin'Andriamanitra Fiantsoana iray hafa ilazana ny mpaminany io. DH: "mpaminany" # hapetrako eo an-tananao ity tafika lehibe ity Eto ny teny hoe "tanana" dia ilazana ny fahefana. DH: "omeo fandresena ity tafika lehibe ity"