# manangana ny tranony "manorina ny tranony" na "manatsara ny tranony" # ny tranony Ireo mety ho heviny dia 1) mety maneho ny tena tranony izany, izany hoe ilay rafi-trano honenany na 2) mety entina ilazana ny fianakaviany io. (UDB) # amin'ny tanany ihany Ny "tanana" dia maneho ny asa ataony. DH: "ataony ihany" na "amin'ny fomba fitondran-tenany" # Izay ... izay "Ny olona izay ... ny olona izay" # mandeha am-pahitsiana Ny hoe "mandeha" dia entina ilazana ny fitondrana ny fiainana. DH: "mitondra ny fiainany amin'ny fomba ara-drariny sy marina" # manao tsinontsinona "tsy manaja mafy" na "mampiseho fa mankahala" # amin'ny lalany dia manao tsinontsinona Azy Ny mpisolotena tampisaka "-ny" dia manondro ilay lehilahy tsy marina ary ny "Izy" dia manondro an'i Yaveh.