# ataovy ny fanomanana rehetra ho antsika Ao no hanomanan'izy ireo ny sakafo ho an'i Jesosy sy ireo mpianatra amin'ny Paska. DH: "Karakarao ao ny sakafon'ny Paska" # Dia lasa ny mpianatra "Dia lasa ireo mpianatra roa" # efa nolazainy tamin'izy ireo "efa nolazain'i Jesosy tamin'izy ireo