# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ity ny fizarana manaraka ao amin'ny tantara, izay niakaran'i Jesosy tao Jerosalema ka nanasitrana lehilahy iray. Ireto andininy ireto dia manome fampahafantarana fototra momban'ny fizotry ny tantara. # Taorian'izany Ity dia maneho ny taorian'ny nanasitranan'i Jesosy ny zanak'ilay tandapa. # nisy firavoravoan'ny Jiosy "Ireo Jiosy dia nankalaza fety" # niakatra ho any Jerosalema Eny an-tampon-kavoana no misy an'i Jerosalema. Ny lalana mankany Jerosalema dia miakatra sy midina amin'ny havoana kely. # farihy Ity dia lavaka eo amin'ny tany izay fenon'ny olona rano. Indraindray asian'izy ireo vato ny sisiny. # Betesda Ny "Betesda" dia midika hoe tranon'ny famindram-po. # fialofana Efitra iray misy rindrina telo fotsiny dia misy tafo eo amboniny