# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy nivavaka tamin'i Yaveh i Jeremia. # hisambotra izany "mba ahafahan'ireo tafika fahavalo misambora izany" # Fa nohon'ny sabatra Eto ny sabatra dia midika hoe ady na fifanandrinana. # natolotra ho eo an-tanan'ny Kaldeana izay miady aminy ny tanàna Ny "tanana" eto dia midika fahefana na fifehezana. DH: "Natolotrao an'ny tafika Kaldeana i Jerosalema" # ary manàna vavolombelona hijoro vavolombelona ny amin'izany "ary hamela ny olona hafa hanatri-maso izany" # homena ... ity tanàna ity DH: "Homeko ... ity tanàna ity"