# nihaona tamin'i Mosesy ary nikasa hamono azy Yaveh Izany dia mety satria tsy namora ny zanany i Mosesy # Zipora Io dia anaran'ny vadin'i Mosesy. # fiharatra vato Izany dia antsy izay vato maranitra ny zarany. # tamin'ny tongony Ny teny hoe ''tongotra'' eto dia mety hoe fomba mihaja kokoa hanondrona ny faritra ara-pananahana amin'ny vatana. # vady amin'ny alalan'ny rà amiko ianao Ny dikan'ity sarinteny ity dia tsy mazava. Mety fiteny malaza amin'ny fomba izany. DH: "nifandray tamiko tamin'ny alalan'ity rà ity ianao'' na ''vadiko noho ny rà ianao''