# Tsarovy "tadidio" # ialohan'ny hahatapahan'ny kofehy volafotsy... hahatapaka ny kodia eo amin'ny lava-drano Ny mpanoratra mampitaha ny fahafatesana amin'ny karazan-javatra potika. Ny fahafatesana dia hanimba ny vatana tahaka ny loza tsy nahy manimba ireo zavatra rehefa ampiasain'izy ireo. # hahatapahan'ny kofehy volafotsy "misy manapaka ny kofehy fotsy volafotsy" # hahavaky ny lovia volamena "misy mamaky ny lovia volamena" # hahatorotoro ny siny "misy manorotoro ny siny" # hahatapaka ny kodian-drano "misy manapaka ny kodian-drano" # miverina amin'ny tany izay nihaviany ny vovoka Eto ny teny "vovoka" dia maneho ny vatan'olombelona izay lasa potipotika.