# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireo fehezanteny ireo dia efa niseho mialoha tao amin'ity toko ity. Jereo ny fomba nandikanao ny maro amin'ireo teny ireo tao amin'ny 28:3 sy 28:5. # Hozonina DH: "Hozonin'i Yaveh" # izay naterakao, ny vokatry ny taninao Fomba fiteny ity hilazana ny hoe "ny zanakao, ny vokatrao." Adikao toy ny tao amin'ny 28:3 ity. # ny fitomboan'ny biby fiompinao, ary ny zanaky ny ondry aman'osinao Ireo dia fomba fiteny hilazana fa Yaveh dia hanao ireo bibin'ireo Israelita ho maro sy matanjaka. DH: "Ireo zanak'ombin'ny biby fiompy sy ireo zanaky ny ondry aman'osy" # raha miditra ... raha mivoaka Ity dia maneho ny asa rehetra eo amin'ny fiainana na aiza na aiza alehan'izy ireo. Adikao toy ny tao amin'ny 28:5 ity.