# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mosesy mbola miresaka amin'ny vahoakan'Israely. # nanendrikendrika azy tamin'ny zava-mahamenatra izy Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity. DH: "nanendrikendrika azy ho niara-nandry tamin'olona izy talohan'ny nanambadiany azy" # Tsy hitako tao amin'ny zanakareo vavy ny porofon'ny maha virjiny azy DH: "tsy afaka manaporofo ny zanakao vavy hoe virijiny izy" # Kanefa ity ny porofo amin'ny maha virijiny ny zanako vavy DH: "Kanefa ity dia manaporofo fa virijny ny zanako vavy" # Avy eo izy ireo dia hamelatra ny fitafiany eo anatrehan'ireo loholon'ny tanàna Afaka atao mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity. DH: "Avy eo ilay reny sy ray hampiseho ilay akanjo misy tasin-drà amin'ireo loholona ho porofo fa virijiny izy"