# izay mivaky kitro "izany manana kitro misaraka" Ity dia kitro izay mizara ho roa raha tokony hitambatra ho iray ihany. # mandinika Izany dia midika hoe mitondra ny sakafony ho ao an-kibony ilay biby ary mitsako izany indray. # bitro Ity dia biby kely manana sofina lava izay matetika monina any anaty lavaka ao amin'ny tany. # ny hyraka Ity dia biby kely izay monina any amin'ny toerana feno vatovato. # maloto aminareo ireo Ny zavatra lazain'i Yaveh ho tsy mendrika hohanin'ny vahoakany dia resahina toy ny hoe maloto ara-batana izany.