# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Atena dia nidina ny morontsiraka avy any Barea any Makedonia. Anisan'ny tanàna manan-danja indrindra any Gresy i Atena. # nandeha teny izy ireo ary nampitabataba sy nampikorontana DH: "nandeha tany ary nanakorontana" na "nandeha tany ary nanelingelina" # rahalahy ny teny "rahalahy" eto dia manondro ireo mpino lehilahy aman-behivavy. DH: "Mpino" # ho any an-dranomasina "mankany amin'ny morontsiraka." Avy eto i Paoly dia mety hiatsambo any amin'ny tanàna hafa. # izay nitarika an'i Paoly "izay nanaraka an'i Paoly"