# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Eto ny fampiasana voalohany ny teny hoe "izy ireo " sy ny teny hoe "azy ireo" sy "izy ireo" dia miresaka an'i Paoly sy i Silasy. Ampitahao amin'ny 16:25. Ny fampiasana farany ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ny olona ao amin'ny tranon'ny mpiambina. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ny teny hoe "ny azy", ary "izy" dia manondro ilay mpiambina. # Nitory ny tenin'ny Tompo taminy izy ireo Eto ny "teny" dia midika hoe hafatra. DH: "Nolazain'izy ireo taminy ny hafatra momba an'i Jesosy Tompo" # izy sy ireo rehetra tao amin'ny tranony iray manontolo dia natao batisa DH: "Nataon'i Paoly sy i Silasy Batisa ilay mpiambina ny fonja sy ny ankohonany rehetra"