Compare commits

..

No commits in common. "master" and "master" have entirely different histories.

10 changed files with 10 additions and 10 deletions

View File

@ -1,4 +1,4 @@
# Sema, Hama sy Jafeta no zanaka lahin'i Noa tesst
# Sema, Hama sy Jafeta no zanaka lahin'i Noa
Ireo dikanteny sasany, isan'izany ny ULB sy UDB, dia manisy hoe "zanaka lahin'i" mba hampazava tsara fa Sema, Hama, sy Jafeta dia mpirahalahy ary zanak'i Noa. Raha tsy izany dia hieritreritra ny mpamaky fa maneho taranaka iray lavitra an'i Noa, razambeny ireo olona tsirairay ireo.

View File

@ -12,7 +12,7 @@ Ireo mety ho dikany: 1) "amin'ny fotoana hanambaran'Andriamanitra an'ilay Tompo
# tsy hanan-tsiny ianareo
Tsy hisy antony hanamelohan'Andriamanitra anareo. tset
Tsy hisy antony hanamelohan'Andriamanitra anareo.
# Mahatoky Andriamanitra

View File

@ -4,7 +4,7 @@ Manamafy i Paoly fa izy ireo dia tokony hahalala ny fahamarinana. DH: "Efa fanta
# handova
Ny fandraisana izay efa nampanantenain'Andriamanitra ho
Ny fandraisana izay efa nampanantenain'Andriamanitra ho an'ireo mpino dia atao toy ny hoe mandova fananana sy harena avy amin'ny tsirairay ao amin'ny fianakaviana.
# handova ny fanjakan'Andriamanitra

View File

@ -1,6 +1,6 @@
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Jaona dia manazava ny antony hanoratany ny taratasiny ho an'ny sokajin-taona na ho an'ireo mpino samihafa fahamatorana. Miezaha mampiasa teny mitovy amin'ireo fehezanteny ireo, araka ny nanoratana azy ireo tamin'ny fomba kanto. ssddsssssddss
Jaona dia manazava ny antony hanoratany ny taratasiny ho an'ny sokajin-taona na ho an'ireo mpino samihafa fahamatorana. Miezaha mampiasa teny mitovy amin'ireo fehezanteny ireo, araka ny nanoratana azy ireo tamin'ny fomba kanto.
# ry zanaka malala

View File

@ -1,6 +1,6 @@
# Handeha amin'ny lalan'ny tany rehetra aho.
Ity dia filazàna amin'ny fomba mihaja hoe: "dia ho faty aho." test
Ity dia filazàna amin'ny fomba mihaja hoe: "dia ho faty aho."
# asehoy fa lehilahy ny tenanao

View File

@ -1,6 +1,6 @@
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Petera milaza ny tenany toy ny mpanoratra ary milaza sy miarahaba ireo mpino izay hanoratany. more test
Petera milaza ny tenany toy ny mpanoratra ary milaza sy miarahaba ireo mpino izay hanoratany.
# ireo zanaka am-pielezana

View File

@ -4,7 +4,7 @@
# lavo amin'ny fanamelohana tahaka ny devoly
I Paoly dia miresaka momba ny fiainana amin'ny fafasdfn'ny fanaovan-dratsy tahaka ny hoe lavaka izay mety hianjeran'ny olona iray. DH: "Andriamanitra dia nanameloka azy tahaka ny nanamelohany ny devoly"
I Paoly dia miresaka momba ny fiainana amin'ny fanamelohana tamin'ny fanaovan-dratsy tahaka ny hoe lavaka izay mety hianjeran'ny olona iray. DH: "Andriamanitra dia nanameloka azy tahaka ny nanamelohany ny devoly"
# ireo olona eny ivelany

View File

@ -8,7 +8,7 @@ Azo atao hoe DH: "raha misy voaly manarona ny filazantsaranay, dia izany voaly i
# ny filazantsaranay
"ny filazantsara izay torinay" Testing
"ny filazantsara izay torinay"
# ny andriamanitr'izao tontolo izao nahajamba ireo saina tsy minon'izy ireo

View File

@ -1,6 +1,6 @@
# Fa kosa
"Raha toa ka ireo mpisorona no tokony hanagona ny vola" test
"Raha toa ka ireo mpisorona no tokony hanagona ny vola"
# teo ankavanan'ny fidirana ao amin'ny tranon'i Yaveh

View File

@ -4,7 +4,7 @@ Manoritsoritra ny fiandohan'ny toko roa amin'ny boky ireo teny ireo. Mitaky fehe
# Yaveh
Io no anaran'Andriamanitra izay nambara tamin'ireo vahoaka tao amin'ny Testamenta taloha. Jereo ny fomba nandikana ny mahakasika an'i Yahveh ao amin'ny fandikan-teny maneran-tany. Test
Io no anaran'Andriamanitra izay nambara tamin'ireo vahoaka tao amin'ny Testamenta taloha. Jereo ny fomba nandikana ny mahakasika an'i Yahveh ao amin'ny fandikan-teny maneran-tany.
# Mandra-pahoviana no hiantsoako vonjy, ka tsy hihaino Ianao?