diff --git a/1ch/01/01.md b/1ch/01/01.md index 452714d..64fa627 100644 --- a/1ch/01/01.md +++ b/1ch/01/01.md @@ -1,4 +1,4 @@ -# Sema, Hama sy Jafeta no zanaka lahin'i Noa +# Sema, Hama sy Jafeta no zanaka lahin'i Noa tesst Ireo dikanteny sasany, isan'izany ny ULB sy UDB, dia manisy hoe "zanaka lahin'i" mba hampazava tsara fa Sema, Hama, sy Jafeta dia mpirahalahy ary zanak'i Noa. Raha tsy izany dia hieritreritra ny mpamaky fa maneho taranaka iray lavitra an'i Noa, razambeny ireo olona tsirairay ireo.