forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
533 B
Markdown
12 lines
533 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Nofenoiko tamin'ny Fanahiko i Bezalela
|
||
|
|
||
|
Ny fanomezana an'i Bezalela ny Fanahiny dia resahin'i Yaveh toy ny hoe fitoerana i Bezalela ary rano ny Fanahin'Andriamanitra . DH: "Efa nomeko an'i Bezalela ny Fanahiko"
|
||
|
|
||
|
# ho an'ny karazana asa tanana rehetra
|
||
|
|
||
|
Ny anarana hoe "asa tanana'' dia afaka adika hoe "manao asa tanana" na "manao zavatra". DH: "amin'ny fanaovana ireo karazana asa tanana rehetra" na "mba ahafahany manao ireo karazan-javatra rehetra"
|