forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
918 B
Markdown
20 lines
918 B
Markdown
|
# Hoy izy
|
||
|
|
||
|
"Ny mpanjakan'Israely namaly ilay vehivavy hoe:"
|
||
|
|
||
|
# Raha tsy manampy anao i Yaveh, ahoana no hahafahako manampy anao?
|
||
|
|
||
|
Nampiasa izany fanontaniana fampisainana izany mpanjaka mba hilazany amin'ilay vehivavy fa tsy afaka manampy azy izy. Azo atao fehezanteny tsotra izany. DH: "Raha tsy manampy anao i Yaveh, dia tsy afaka manampy anao aho."
|
||
|
|
||
|
# Misy zavatra ve avy amin'ny famoloana sy ny famiazam-boaloboka?
|
||
|
|
||
|
Nampiasa izany fanontaniana fampisainana izany ny mpanjaka mba hanasongadinany fa tsy misy sakafo vonona akory. Eto ny famoloana dia entina ilazana ny vary ary ny famiazam-boaloboka dia entina ilazana ny divay. DH: "Tsy misy na inona na inona na ny famoloana na ny famizam-boaloboka" na "Tsy misy hanina ho jinjaina na voaloboka hanaovana divay ho sotroina."
|
||
|
|
||
|
# Dia nanohy ny mpanjaka hoe
|
||
|
|
||
|
"Hoy ny mpanjaka hoe:" Midika izany fa mbola nanohy ny resany izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# nampangotrahinay
|
||
|
|
||
|
"nandrahoinay"
|