forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
1.0 KiB
Markdown
20 lines
1.0 KiB
Markdown
|
# izany fianakaviana izany
|
||
|
|
||
|
Io "fianakaviana" io dia manondro ny vondron'israely iray manontolo, izay misy ny olona manan-karena mampijaly ny mahantra. Ny fahotan'ireo mpitarika dia miverina amin'ny firenena iray manontolo.
|
||
|
|
||
|
# izay tsy hanalanareo ny tendanareo
|
||
|
|
||
|
Yaveh dia mihevitra ny fanasaziany toy ny hoe zioga manodidina ny tendan'izy ireo. Zavatra izay hampidina ny fireherehan'ireo mpanan-karena.
|
||
|
|
||
|
# hisaona amin'ny hira fisaonana
|
||
|
|
||
|
"higogogogo hitomany izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# Ahoana no hanesorany izany amiko?
|
||
|
|
||
|
Mampiasa io fanontaniana ao anatin'ny hirany ny fahavalo mba hanehoany fahalavoana tampoka amin'ireo mpitarika manan-karen'Israely satria Andriamanitra dia efa naka ny tanin'izy ireo ary nanome izany ho an'ny olo-kafa tahaka ny nakan'izy ireo ny tany tamin'ny mahantra. DH: "nalàny tamiko izany!"
|
||
|
|
||
|
# Noho izany, ianareo ry mpanan-karena dia tsy mba hanana taranaka hizara ny faritany amin'ny loka ao amin'ny fiangonan'i Yaveh
|
||
|
|
||
|
Ireo izay naka ny tany tamin'ny mahantra dia handray tsy ilay lova izay nandàvany ny hafa.
|