forked from WA-Catalog/plt_tn
36 lines
1.4 KiB
Markdown
36 lines
1.4 KiB
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
I Paoly dia manoratra fa ny zava-tsarotra hiainan'ireo Korintianina dia kely ary tsy maharitra ela raha mitaha amin'ireo zavatra tsy hita maso mandrakizay.
|
||
|
|
||
|
# Noho izany dia tsy ho kivy izahay
|
||
|
|
||
|
Azo atao hoe DH: "ka dia matoky izahay"
|
||
|
|
||
|
# malemy ivelany aza izahay
|
||
|
|
||
|
Izany dia maneho ny vatan'olombelona amin'ny lo sy maty. DH: "ny vatanay dia miha-malemy sy ho faty"
|
||
|
|
||
|
# havaozina isan'andro isan'andro ny ao anatinay
|
||
|
|
||
|
Izany dia milaza ny fiainana ara-panahy ao anatin'izy ireo, izay mihamafy. DH: "ny ara-panahinay dia mihamafy isan'andro isan'andro"
|
||
|
|
||
|
# havaozina isan'andro isan'andro ny ao anatinay
|
||
|
|
||
|
Azo adika hoe DH: "Andriamanitra dia manavao ny ao anatinay isan'andro isan'andro"
|
||
|
|
||
|
# Fa amin'izao andro mandalo izao, ny fahoriana maivana dia manomana anay ho amin'ny lanjan'ny voninahitra maharitra mandrakizay
|
||
|
|
||
|
Resahin'i Paoly toy ny hoe zavatra azo lanjaina ny fijaliany sy ny voninahitra izay homen'Andriamanitra azy. Ny voninahitra dia mavesatra lavitra noho ny fijaliana.
|
||
|
|
||
|
# izay mihoatra ny fandanjana rehetra
|
||
|
|
||
|
Ny voninahitra izay hiainan'i Paoly dia tena mavesa-danja ka tsy misy olona afaka ny handanja izany. DH: "izay tsy misy afaka mandanja"
|
||
|
|
||
|
# zavatra izay hita... ireo zavatra izay tsy hita
|
||
|
|
||
|
Azo atao hoe DH: "Ireo zavatra izay hitantsika... ireo zavatra izay tsy hitantsika"
|
||
|
|
||
|
# fa ireo zavatra izay tsy hita
|
||
|
|
||
|
Azo asiana matoanteny io andian-teny io. DH: "fa isika dia mijery ireo zavatra izay tsy hita"
|