plt_tn/1co/06/09.md

48 lines
1.5 KiB
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Moa ve tsy fantatrareo fa
Manamafy i Paoly fa izy ireo dia tokony hahalala ny fahamarinana. DH: "Efa fantatrareo fa"
# handova
2024-04-15 18:57:14 +00:00
Ny fandraisana izay efa nampanantenain'Andriamanitra ho
2021-09-23 18:17:55 +00:00
# handova ny fanjakan'Andriamanitra
Andriamanitra dia tsy hitsara azy ireo ho marina any amin'ny fitsarana, ary tsy hiditra any amin'ny fiainana mandrakizay izy ireo.
# ireo lehilahy mpivaro-tena, ireo izay miara-mandry amin'ny samy lehilahy
Ireo mety ho dikany: 1) hilazana ny resaka fiarahan'ny lahy samy lahy izany na 2) milaza asa roa samy hafa i Paoly.
# ireo lehilahy mpivaro-tena
Ireo mety ho dikany: 1) Ireo lehilahy izay mamela lehilahy hafa handry miaraka amin'izy ireo na 2) ireo lehilahy izay mamela lehilahy hividy azy ireo mba handry miaraka amin'izy ireo na 3) ireo lehilahy izay mamela lehilahy hafa handry miaraka amin'izy ireo ho toy ny asam-pivavahana.
# ireo izay miara-mandry amin'ny samy lehilahy
ireo lehilahy izay miara-mandry amin'ny lehilahy iray hafa
# mpangalatra
"ireo olona mangalatra amin'ny hafa" na "ireo mpandroba"
# ireo tsy mahalala onona
ireo olona vonona ny hampiasa fomba ratsy mba hakana ny fananan'ny hafa
# ireo mpanao an-keriny
"mpangalatra" na "ireo izay mangalatra amin'ny olona izay matoky azy ireo"
# Fa efa voadio ianareo
DH: "Efa nanadio anareo Andriamanitra"
# nohamasinina ianareo
DH: "Efa natokan'Andriamanitra ho Azy ianareo"
# voamarina teo amin'Andriamanitra ianareo
DH: "Efa nanao anareo ho marina miaraka Aminy Andriamanitra"