plt_tn/1co/01/07.md

24 lines
579 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Noho izany
"Vokatr'izany"
# tsy ory fanomezam-pahasoavana
"manana ny fanomezam-pahasoavana rehetra"
# ny fanambarana an'i Jesosy Kristy Tompontsika
Ireo mety ho dikany: 1) "amin'ny fotoana hanambaran'Andriamanitra an'ilay Tompo Jesosy Kristy" na 2) "amin'ny fotoana hanambaran'i Jesosy Kristy Tompo ny tenany."
# tsy hanan-tsiny ianareo
2024-04-08 18:25:09 +00:00
Tsy hisy antony hanamelohan'Andriamanitra anareo. tset
2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Mahatoky Andriamanitra
"Andriamanitra dia hanao izay rehetra nolazainy fa ho ataony"
# ny Zanany
Izany dia fiantsoana manan-danja ho an'i Jesosy, ilay Zanak'Andriamanitra.