# Fa raha voasarona ny filazantsaranay, izany dia ho voasarona amin'ireo izay maty irery ihany
Izany dia manambara ny 3:14, izay nanazavan'i Paoly fa misy ny voaly ara-panahy izay manakana ny olona tsy hahatakatra ny fanekena taloha izy ireo. Araka izany koa, dia tsy afaka ny hahatakatra ny filazantsara ny olona.
# raha voasarona ny filazantsaranay, izany dia ho voasarona
Azo atao hoe DH: "raha misy voaly manarona ny filazantsaranay, dia izany voaly izany no manarona azy"
Paoly dia miresaka ny amin'ny hevitr'izy ireo toy ny hoe misy maso, ary ny tsy fahaizan'izy ireo mahatakatra ho toy ny hoe afaka mahita ny sain'izy ireo. DH: "Ilay andriamanitr'izao tontolo izao dia manakana ireo tsy mpino tsy hahatakatra"