forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
618 B
Markdown
16 lines
618 B
Markdown
|
# am-bala
|
||
|
|
||
|
"fefy"
|
||
|
|
||
|
# ny biby fiompy rehetra eny amin'ny havoana an'arivony
|
||
|
|
||
|
Ny andianteny hoe "eny amin'ny havoana an'arivony" dia tsy maneho ny totalin'isan'ny biby fiompy rehetra izay ananan'Andriamanitra. Ny tarehimarika dia fanitarana izay manamafy fa Andriamanitra no tompon'ny biby fiompy rehetra ambonin'ny tany. Ny matoanteny avy amin'ny andianteny teo aloha dia azo raisina. DH: "Ahy ireo biby fiompy rehetra amin'ny tany"
|
||
|
|
||
|
# havoana an'arivony
|
||
|
|
||
|
"havoana 1.000"
|
||
|
|
||
|
# Fantatro avokoa ny voro-manidin'ny tendrombohitra rehetra
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe "fantatro" dia midika fananana. DH: "Ahy ireo voro-manidina rehetra"
|