plt_tn/ezr/04/01.md

16 lines
356 B
Markdown
Raw Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ireo olona tsy Jiosy dia manome fanampiana mba hanorenana ny tempoly.
# izay natao sesi-tany
DH: "izay nataon'ireo Babyloniana sesitany"
# Zerobabela
Ireo dia anaran-dehilahy. Adikao toy ny tao amin'ny 2:1.
# Esara-hadona, mpanjakan'i Asyria
Nanapaka tany Asyria talohan'ny nanapahan'i Kyrosy tany Persia izy.