plt_tn/pro/14/01.md

28 lines
782 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# manangana ny tranony
"manorina ny tranony" na "manatsara ny tranony"
# ny tranony
Ireo mety ho heviny dia 1) mety maneho ny tena tranony izany, izany hoe ilay rafi-trano honenany na 2) mety entina ilazana ny fianakaviany io. (UDB)
# amin'ny tanany ihany
Ny "tanana" dia maneho ny asa ataony. DH: "ataony ihany" na "amin'ny fomba fitondran-tenany"
# Izay ... izay
"Ny olona izay ... ny olona izay"
# mandeha am-pahitsiana
Ny hoe "mandeha" dia entina ilazana ny fitondrana ny fiainana. DH: "mitondra ny fiainany amin'ny fomba ara-drariny sy marina"
# manao tsinontsinona
"tsy manaja mafy" na "mampiseho fa mankahala"
# amin'ny lalany dia manao tsinontsinona Azy
Ny mpisolotena tampisaka "-ny" dia manondro ilay lehilahy tsy marina ary ny "Izy" dia manondro an'i Yaveh.