forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
503 B
Markdown
12 lines
503 B
Markdown
|
# karaman'ny ... ny tombony
|
||
|
|
||
|
Amin'ny tena izy dia entina ilazana ny vola azon'ny mpiasa iray io fiteny io. Eto ireo dia sady maneho ny vokatry ny fanaovana ny mety sy ny fanaovana ny tsy mety.
|
||
|
|
||
|
# Misy lalana mankany amin'ny fiainana ho an'izay manaraka ny fitsipi-pifehezana
|
||
|
|
||
|
"Ny olona izay mankatoa ny fampianarana hendry dia hanana fiainana lava sady falifaly.
|
||
|
|
||
|
# fa izay mandà famaizana dia mandeha amin'ny lalan-diso
|
||
|
|
||
|
"fa izay tsy mankatoa ny fampianarana hendry dia tsy mba hanana fiainana tsara"
|