plt_tn/mrk/06/53.md

24 lines
856 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:22:03 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Rehefa tonga tamin'ny sambo tao Genesareta Jesosy sy ireo mpianany, dia nahita azy ny olona ary nitondra olona mba ho sitraniny. Mitranga amin'izay alehany rehetra izany.
# Genesareta
Anaran'ny faritra iray ao avaratry ny Ranomasin'i Galilia io.
# avy hatrany dia fantatry ny olona tao Izy
"ireo olona dia nahafantatra an'i Jesosy avy hatrany "
# ka nihazakazaka nanerana ny faritra rehetra izy ireo
Manampy bebe kokoa raha tenenina ny antony nihazakazahan'izy ireo nanerana ny faritra. DH: "nihazakazaka nanerana ny faritra rehetra izy ireo mba hiteny amin'ny hafa fa tao Jesosy"
# ka nihazakazaka izy ireo ... ren'izy ireo
Ny teny hoe: "izy ireo" dia misolo tena an'ireo olona izay nahafantatra an'i Jesosy, fa tsy ny mpianany ireo.
# ny marary
Io teny io dia misolo tena ny olona. DH: "ireo olona marary"