forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
807 B
Markdown
24 lines
807 B
Markdown
|
# eto afovoan'ny olon-drehetra eto
|
||
|
|
||
|
"eto afovoan'ny vahoaka eto"
|
||
|
|
||
|
# Ara-dalàna va ny manao soa amin'ny andro Sabata ... sa ny mahafaty?
|
||
|
|
||
|
Jesosy niteny izany mba hiantsy azy ireo.Tiany hanaiky izy ireo fa ara-dalàna ny manasitrana olona amin'ny Sabata.
|
||
|
|
||
|
# ny manao soa amin'ny andro Sabata sa ny manao ratsy ... ny mamonjy aina, sa ny mahafaty
|
||
|
|
||
|
Ireo fehezanteny roa ireo dia mitovy dika, kanefa ilay faharoa dia mahery vaika kokoa ny dikany.
|
||
|
|
||
|
# mamonjy aina, sa ny mahafaty
|
||
|
|
||
|
Tena manampy ny mamerina ny hoe: "ara-dalàna izany," satria fanontaniana apetrak'i Jesosy indray amin'ny fomba hafa. DH: "ara-dalàna ve ny mamonjy aina sa ny mahafaty"
|
||
|
|
||
|
# aina
|
||
|
|
||
|
Izany dia maneho "fiainana ara-batana" DH: "mamonjy ain'olona" na "fiainan'olona"
|
||
|
|
||
|
# Nefa izy ireo tsy nahaloa-teny
|
||
|
|
||
|
"Fa nandà ny hamaly azy ireo izy"
|