forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
983 B
Markdown
24 lines
983 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
|
||
|
|
||
|
Jesosy dia mametraka fanontaniana an'i Filipo ary avy eo Izy manohy miresaka amin'ireo mpianany rehetra.
|
||
|
|
||
|
# Tsy mino ve ianareo fa ao amin'ny Ray Aho ary ny Ray ato amiko?
|
||
|
|
||
|
Ity fanamarihana ity dia miseho amin'ny endrika fanontaniana mba hanasongadinana ireo tenin'i Jesosy tamin'i Filipo. DH: "Tena tokony hino ianareo ... ny Ray ato amiko."
|
||
|
|
||
|
# Ray
|
||
|
|
||
|
Ity dia fiantsoana manan-danja ho an'Andriamanitra.
|
||
|
|
||
|
# Ireo teny izay lazaiko aminareo dia tsy lazaiko avy amin'ny fahefako manokana
|
||
|
|
||
|
"Izay teneniko aminareo dia tsy avy amiko" na "Ireo teny izay teneniko aminareo dia tsy avy amiko.
|
||
|
|
||
|
# Ireo teny izay lazaiko aminareo
|
||
|
|
||
|
Jesosy dia miresaka amin'ireo mpianany rehetra.
|
||
|
|
||
|
# Izaho dia ao amin'ny Ray, ary ny Ray ato amiko
|
||
|
|
||
|
Ity dia fomba fiteny izay midika fa Andriamanitra Ray sy Jesosy dia manana fifandraisana miavaka. DH: "Izaho ilay iray miaraka amin'ny Ray, ary ny Ray dia iray miaraka Amiko" na "Ny Izaho sy ny Raiko dia toy ny hoe iray ihany."
|