forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
522 B
Markdown
16 lines
522 B
Markdown
|
# kanefa lavo amin'ny lalana iray monja ... lalàna rehetra
|
||
|
|
||
|
Ny hoe lavo dia mianjera raha mbola miezaka ny handeha. Ny tsy fankatoavana ny lalana iray dia raisina ho toy ny fahalavoana eo am-pandehanana.
|
||
|
|
||
|
# amin'ny lalana iray monja
|
||
|
|
||
|
nohon'ny tsy fankatoavana ny fitakiana iray monja ao amin'ny lalàna
|
||
|
|
||
|
# Fa ilay niteny hoe
|
||
|
|
||
|
Ilazana an'Andriamanitra nanome ny lalàna an'i Mosesy io.
|
||
|
|
||
|
# Raha ... kanefa ... dia
|
||
|
|
||
|
Na dia nanoratra ho ana mpino Jiosy maro aza i Jakoba, eto izy dia toa manoratra ho an'ny olona tsirairay.
|