forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
764 B
Markdown
16 lines
764 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
||
|
|
||
|
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
|
||
|
|
||
|
# Ny vahiny izay ... Hampisambotra anao izy ... azy
|
||
|
|
||
|
Ity dia tsy midika hoe vahiny iray manokana fa maneho an'ireo vahiny amin'ny ankapobeny. DH: "Ireo vahiny izay ... Hampisambotra anao izy ireo ... azy ireo"
|
||
|
|
||
|
# hisandratra avo dia avo amboninao; ianao tenanao dia hidina ambany dia ambany
|
||
|
|
||
|
Ity fomba fiteny ity dia midika fa ireo vahiny dia manana fahefana, vola, ary voninahitra bebe kokoa noho ireo Israelita.
|
||
|
|
||
|
# ho lohany izy, fa ianao kosa ho rambony
|
||
|
|
||
|
Ity dia midika fa ireo vahiny dia hanana hery sy fahefana bebe kokoa noho ireo Israelita. Jereo ny fomba nandikanao fehezanteny mitovy tao amin'ny 28:13.
|