plt_tn/deu/28/23.md

20 lines
619 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy miresaka amin'ireo Israelita toy ny hoe olona iray ihany izy ireo, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# Ny lanitrao ... ho varahina
Mosesy dia miresaka ny lanitra ho toy ny varahina satria tsy hisy orana. DH: "lanitra ... tsy hanome orana"
# ny tany ... ho vy
Mosesy dia miresaka ny tany ho toy ny vy satria tsy hisy vokatra hitombo. DH: "tsy hisy zavatra hitombo eny amin'ny tany"
# Hanao ny oran'ny taninao ho fasika sy vovoka i Yaveh
"raha tokony ho orana, dia handefa tafio-drivotra fasika Yaveh"
# mandra-paharinganao
DH: "mandra-pahandringanan'izany anao"