plt_tn/deu/21/13.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mosesy manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely toy ny hoe miresaka amin'ny olona iray ihany izy, noho izany dia "ianao" no ampiasaina.
# hanala ny akanjo izay nanaovany izy
Hanao izany izy aorian'ny hitondran'ilay lehilahy azy any an-tranony sy rehefa manaratra ny lohany sy manapaka ny hohon-tanany sy hohon-tongony araka izay voalaza tao amin'ny 21:10 izy. Afaka adika mazava tsara ny hevitr'ity fehezanteny ity feno. DH: "hanala ny akanjon'ny vahoakany izy ary hanao ny akanjo Israelita"
# tamin'izy babo
DH: "tamin'ny ianoa naka azy ho babo"
# mandritry ny iray volana
"iray volana feno" na "volana iray manontolo"
# Fa raha tsy mahazo fahafinaretana aminy ianao
Mety mila manazava tsara ianao fa niara-nandry tamin'ilay vehivavy ilay lehilahy. DH: "Fa raha miara-mandry aminy ianao ary manapa-kevitra fa tsy mila azy ho vadinao"
# hamela azy handeha any amin'izay iriany
"hamela azy handeha any amin'izay tiany aleha"
# satria efa nanala baraka azy ianao
"satria ianao nanala baraka azy tamin'ny fiarahana mandry taminy ary avy eo namela azy handeha"